Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Beravina – Morafeno: azon’ny zandary ireo takalonaina

$
0
0
Avotry ny zandary ireo mpianaka natao takalonaina roa nalain’ny dahalo nirongo fitaovam-piadiana mahery vaika nanao fanafihana tao Mahavelona, fokontany Ampoza Beravina, ny 20 aogositra 2020. Lasan’ireo dahalo nandritra ny fanafihana ireto mpianaka ireto mba hampihorohoroana sy hanakanana ireo mpanara-dia, niampy vola mitentina 6 hetsy Ar, firavaka sarobidy ary omby miisa telo. Raha ny tatitra nampitain’ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>