![]()
Nitrangana haintrano mahatsiravina indray teny Manarintsoa Atsinanana, omaly. Trano hazo 30 tafo eo ho eo indray kila hotohoton’ny afo niampy trano biriky lehibe iray, araka ny antontanisa voaray teo anivon’ny sampana mpamonjy voina… Ny akanjo teny an-koditra sisa! Niainga tamin’ny ankizikely nilalao afo ny firehetana. “Mety nanao sakafo atoandro angamba. Tsy voafehy izany ary tsy […]