![]()
Nitondra fanazavana momba ilay lozam-pifamoivoizana nahafaty olona tetsy Tsarasaotra ny minisitry ny Fitsarana, Andriamahefarivo Jhonny, omaly. « Tsy voatery ho migadra avy hatrany ny mpamily nahafaty olona. Tsy misy lalàna milaza izany eto… Mihevitra ho manana ny rariny ny manana ny maty nefa mety ho tsy nahy izany. Azon’ny mpitory atao kosa anefa ny mitaky onitra », […]