Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Jad sy ny Fondation Telma: vita ny fotodrafitrasan’ny EPP Tanjombato

$
0
0
Vita ny fanorenana efitrano fianarana vaovao telo ho an’ny EPP ao Tanjombato Soavinandriana niarahan’ny Fondation Telma sy ny fikambanana Tanora mpisehatra ho an’ny fampandrosoana (Jad). Nanome tohana koa ny vahoaka tany an-toerana. Efa tranainy sy mety hitera-doza ho an’ny mpianatra ny efitrano teo aloha nefa tsy afaka mandeha amin’ny sekoly manodidina ny ankizy satria misy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>