![]()
Nivoaka amin’ny fanginany ny eo anivon’ny FJKM manoloana ny tranga niseho tato ho ato. Anisan’izany ny momba ilay rindran-tsary natao tany am-piangonana ahitana mpanankato lahy manambady lahy. Eo koa ny momba ilay lalàna mahabe resaka teny amin’ny Antenimiera. Mazava ny fitsipika sy ny foto-dalàna, araka ny nambaran’ny filohan’ny FJKM, Andriamahazosoa Irako Ammi, tetsy Vohifiraisana, omaly […]