![]()
Aretina mahazo ny atidoha ny androbe izay mety mahazo ny salan-taona rehetra. Miseho amin’ny tsy fanjarian’ny fiasan’ny atidoha ny aretina ka mitranga amin’ny fanintona be (na koa torantorana) miverina matetika sy olana amin’ny fahenoana ara-tsaina na eo amin’ny fiarahamonina mihitsy, hoy ny tompon’andraikitry ny fandaharanasa misahana ny androbe, omaly teny Antaninarenina. Azo tsaboina amin’ny fanafody […]