![]()
Taorian’ny fanomezana ireo laharam-boninahitra ho an’ireo manamboninahitra ambony eo anivon’ny Tafika malagasy sy ny zandarimariam-pirenena dia voaresaka nandritra ny tatitry ny filankevitry ny minisitra, ny alarobia 18 desambra 2019 teo koa ny momba ny fampisondrontana laharam-boninahitra ireo polisim-pienena. Nampahafantarina tao anatin’ny filankevitry ny minisitra, araka izany ny fanondrotana laharam-boninahitra ireo “corps des inspecteurs généraux, contrôleurs […]