![]()
Navotsotr’ireo jiolahy teny By-Pass Alasora, afakomaly tamin’ny 10 ora alina ilay teratany karana mpandraharaha, i Navaze Veldjee, tompon’ny orinasa Vel’Optic. Nanome vola ny fianakaviany… Dimy andro tany am-pelatanan’ireo jiolahy i Navaze Veldjee. Fantatra, araka ny fampitam-baovao avy amin’ny fikambanan’ireo teratany karana mizaka ny zom-pirenena frantsay (CFOIM), fa nisy ny fifampiresahana teo amin’ireo jiolahy sy ny […]