![]()
Nandritra ny fivorian’ny filankevitry ny minisitra afakomaly, hentitra ny filoha Rajoelina amin’ny handraisana fepetra hifehezana ny afo ao Ankarafantsika. Tsy tokony hisy afo mirehitra intsony na sanatria mbola firehetan’ny afo vaovao indray ka hanetsehana ireo fitaovana rehetra, na avy eto an-toerana na any ivelany hamonoana haingana izay mbola mety ho afo mipoitra na ivelan’ny “parc” […]