![]()
Vita hatreo ny amin’i Riri, dahalo fantatra amin’ny anaram-bositra hoe Remenabila 2. Ela nitoratorahina ity dahalorain-dahiny ity ka izao lavon’ny zandary izao. Maty teo no ho eo vokatry ny tifitra nahazo azy i Riri, mitondra ny anaram-bositra hoe “Remenabila 2”, isan’ireo dahalo raindahiny malaza amin’ny fampihorohoroana ny faritr’i Midongy atsimo. Raha ny fanazavan’ny kaomandin’ny zandarimaria […]