Ankavandra : l’insécurité s’enflamme
Après l’incendie de deux maisons, à Ankavandra Avaratra, du district de Miandrivazo avant-hier, en voilà qu’une autre a pris feu, hier vers 2 h dans la même localité. La piste d’un acte criminel...
View ArticleToliara II : trois dahalo en possession d’un Kalachnikov
Dans la nuit du 30 septembre, à Anjamala Behompy Toliara II. Les gendarmes locaux et quelques membres du Fokonolona, ont tendu une embuscade aux trois dahalo qui venaient d’attaquer le village de...
View ArticleFormation : 54 policières à l’heure du self-défense et du tonfa
Les policières de la Brigade féminine de proximité d’Antananarivo, se sont formées à la manipulation du Tonfa et en self-défense pendant un mois et demi au palais des Sports Mahamasina. 54 policières...
View ArticleNamono tena ? maty tsy tra-drano, notetezin’ny kamiaobe ilay rangahy
Sahabo ho 35 taona eo ho eo ity lehilahy niaran-doza tetsy Talatamaty, omaly maraina ity. Asa izay nahazo azy, fa raha nandalo ny kamiaobe iray, avy hatrany dia nitsoraka tao ambany izy ka maty tsy...
View ArticleToamasina: tratra ireo jiolahy raindahiny amin’ny fanendahana
Tra-tehaky ny polisy avy ao Tanambao, renivohitr’i Toamasina ny andian-jiolahy dimy lahy raindahiny amin’ny fanendahana sy famakiana trano eny amin’ny fokontany Ampasimazava sy Dépot ary Anjoma, ny...
View ArticleNirotaka ny mpianatra tany Toamasina: mpiadina telo mianadahy naratra, iray...
Tao Toamasina, taorian’ny fiantsoana anarana ka rehefa tafiditra ny efitrano ny mpiadina rehetra dia nozaraina ny taratasy vakiraoka. Tsy nozaraina intsony anefa ny taratasim-panadinana sy ny laza...
View ArticleVokam-pikarohana: mahasolo arina ny C-solution
Nampahafantatra ny voka-pikarohany ny Fondation Malaza, omaly. C-solution, mahasolo arina fandrehitra no nentin’izy ireo tamin’izany. Mahatsapa izy ireo fa may sy ringana ny ala vokatry ny...
View ArticleEkar Aumonerie Militaire – Toamasina: miandrandra ny fampanantenan’ny filoha
Ny alahady faha 6 oktobra ho avy izao no hitokana ny asa fanitarana ny fiangonana katolika ny kardinaly Tsarahazana Désiré ” Aumonier militaire” ho an’ny katolika etsy Analankininina hopitaly be no...
View ArticleAmbanin’Ampahamarinana: vatobe telo atahorana hianjera
Tandindomin-doza ireo olona mipetraka eny an-tehezan-tendrombohitra toy ny any Ambanin’Ampahamarinana, Tsimialonjafy… Vatobe telo no ahina hianjera indray. Nandritra ny orambe, ny talata teo,...
View ArticleKaominina Boanamary: hanampy ny fidiram-bolan’ny mponina ny zahavoary
Taorian’ny faharavan’ny orinasa maromaro (mpanao simenitra, mpitoto vary, fiompiana makamba…) nanome asa ny mponina ao amin’ny fokotany Ambatomalama, kaominina Boanamary, distrika Mahajanga II, ny...
View ArticleFikambanan-jiolahy – Fanaovana vola sandoka: Kaomisera iray voaheloka...
Gadra an-terivozona 12 taona, miampy fandoavana lamandy mitentina 400 tapitrisa Ar mahery. Izany no sazy nanamelohan’ny Tendrom-pitsarana misahana ny ady amin’ny kolikoly (Pac), ny kaomisera iray sy ny...
View ArticleFeux de forêt : Ankarafantsika a de nouveau brûlé
Le parc national d’Ankarafantsika a été de nouveau en proie aux flammes mercredi et hier, de source auprès de la Direction régionale de l’Environnement et du développement durable (Dredd) Boeny....
View ArticleAtsimo Atsinanana : Remenabila II abattu
Un dahalo dénommé Remenabila II traqué depuis quelques années, est finalement neutralisé au début de ce mois. La recherche de ses complices se poursuit. Riry dit Remenabila II du fait de ses assauts à...
View ArticleTrafic de faux cachets : deux arrestations
Les policiers de la Sûreté urbaine de Tananarive (Sut) ont procédé à l’arrestation de deux hommes suspectés de vol, de faux et usage de faux, au début de ce mois. Le premier suspect est tombé nez à...
View ArticleMatsiatra Ambony : le courant passe au Gouvernorat
Le gouvernorat de la Matsiatra Ambony est à pied d’œuvre pour redresser sa circonscription. Le nouvel homme fort de la région, Lova Narivelo Razafindrafito, met en place une nouvelle méthode d’approche...
View ArticleUne Savonnerie à Mahajanga : constat positif de la Dredd
Les problèmes de pollution générés par une savonnerie opérant dans la zone de Tsararano Ambony, commune urbaine de Mahajanga, ont pu être résolus à temps, en conformité avec les textes en vigueur. La...
View ArticleAtsimo Atsinanana: maty voatifitry ny zandary Remenabila 2, dahalo raindahiny
Vita hatreo ny amin’i Riri, dahalo fantatra amin’ny anaram-bositra hoe Remenabila 2. Ela nitoratorahina ity dahalorain-dahiny ity ka izao lavon’ny zandary izao. Maty teo no ho eo vokatry ny tifitra...
View ArticleHentitra ny filoha: hofehezina ny afo ao Ankarafantsika
Nandritra ny fivorian’ny filankevitry ny minisitra afakomaly, hentitra ny filoha Rajoelina amin’ny handraisana fepetra hifehezana ny afo ao Ankarafantsika. Tsy tokony hisy afo mirehitra intsony na...
View ArticleBakalorea – SECES : “Tokony hofoanana iny fanadinana iny “
Nilaza ny heviny ny mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra ao amin’ny Seces sampana Antananarivo fa tokony hofoanana ity bakalorea namohehitra ity. Tokony haverina amin’ny fotoana hafa...
View ArticleTsy hametra-pialana ny minisitry ny fampianarana ambony: tsy hofoanana, tsy...
Manoloana ny resabe sy ny savorovoro nateraky ny fiparitahan’ny laza adina bakalorea, nanambara, omaly, ny minisitry ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, ny Pr. Blanche Nirina Richard...
View Article