![]()
Miala ora telo na efatra mialoha ireo mpiasa na mpianatra avy any Ivato na avy any Ambohidratrimo mamonjy asa na fianarana aty an-dRenivohitra noho ny fitohanan’ny fiara maharitra, vokatry ny fanamboaran-dalana eo Ambohibao. Aleon’ny olona, araka izany, mandeha an-tongotra rehefa tonga eo Talatamaty mihazo an’Ambohibao mba tsy ho very fotoana be loatra. Eo Ambohibao indray […]