![]()
Hiditra amin’ny andiany faharoa, ny 24 ka hatramin’ny 26 oktobra ho avy izao, eny amin’ny Espace Les colonnades By-pass ny fivoriana iraisam-pirenena momba ny fitoriana ny tenin’Andriamanitra mamelatra ny hevitry ny Baiboly. Mpikarakara ny fihaonana ny orinasa 3M mpitory teny, mpitandrina ary mpanompo izay niorina ny taona 2017. Niainga avy amin’ny fahatsapana ny zava-misy teny […]