Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Alasora-67ha: mirongatra ny harom-paosy

$
0
0
 Maro ny fitarainana voaray mahakasika ny harom-paosy etsy sy eroa, tato ho ato. Misy ny manao izany anaty fiara fitateram-bahoaka, misy koa anefa ny manao izany ankalamanjana. Nidoboka am-ponja vonjimaika ilay lehilahy mpangarom-paosy tao anatina taxi-be 192. Araka ny loharanom-baovao, ny Alatsinainy teo no nangaronin’ity lehilahy ity ny paosina vehivavy iray teo akaikiny teny Ankadindratombo […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>