![]()
Mitohy ny raharaham-pitsarana etsy amin’ny Tendrom-pitsarana misahana ny ady amin’ny kolikoly (Pac) 67 ha. Anisan’ny niakatra teny an-toerana ny momba ireo olona telo, voarohirohy ho nihazona zava-mahadomelina. Teo koa ny raharaha famotsiam-bola nataon’ny mpanafatra entana. Telo ireo voarohirohy tamin’izao resaka trafikana zava-mahadomelina izao. Tsy afa-bela ny iray tamin’izy ireo fa migadra dimy taona an-tranomaizina asa […]