![]()
Nahazo loharanom-baovao tamin’ny Sojabe iray ny zandarimariam-pirenena ao Mandritsara, ny alahady teo fa misy lehilahy iray milaza ho manamboninahitra mitondra ny galona Lietnà-Kly miasa ao kaompanian’ny zandarimariam-pirenena ao Maintirano hangataka ny zanany vavy ho vadiny ka niangavy ny hanaovana ny fomban-drazana. Araka ny angom-baovao azon’ny zandary, mandalo ao Port Bergé io Kly sandoka io miaraka […]