![]()
Nitarainan’ny mponina tamin’ny solombavambahoaka vaovao voafidy tao amin’ny distrikan’Ambovombe Androy ny tsy fahatomombanan’ny famatsian-drano any an-toerana. Nijery ny fitarihan-drano miainga avy ao amin’ny reniranon’ny Mandrare, Amboasary atsimo, ny tenany. Tsy mbola voapetraka araka ny tokony ho izy ireo fitaovana ilaina amin’izany. Anisan’izany ny angovo azo avy amin’ny herinaratra tokony hampihodina io fitarihan-drano io. Tokana ihany […]