![]()
Ho fantatra ny 18 septambra 2019 ny hoavin’ireo tantsambo miisa 15. Hivoaka amin’io ny didy momba ny raharaha sambo “Flying”. Nitohy omaly tao amin’ny lapan’ny Fitsarana Toamasina ny fitsarana azy ireo raha efa tafatsoaka koa ny roa : i Hu Jing Yun, kaomandin’ny sambo ary faharoa i Liu Yan Zhong, naratra nandritra ny tifitra nataon’ny […]