Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Tafika Malagasy: hentitra amin’ny fampiasana ny toeram-panatanjahantena

$
0
0
« Ilaina ny fananana ny taratasy ara-dalàna rehetra amin’ny fampiasana ireny toeram-panatanjahantena ireny » hoy ny jeneraly Rabenaivoharivelo Jean Claude, lehiben’ny kaomandin’ny Rezimanta Miaramila voalohany, omaly, nandritra ny valan-dresaka nataony tamin’ny mpanao gazety. Nambarany tamin’izany fa misy ny antontan-taratasy ilaina amin’ny fifanarahana miaraka amin’ny  Etamazaoron’ny Tafika Malagasy (CEMGAM) mahakasika ny fampiasana ireny toerana ireny toy ny taratasim-piantohana […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>