Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Hita teny an-dalana: sakaosy nampiahiahy nisy basy vita gasy 9 sy bala 80

$
0
0
Karohin’ny mpitandro filaminana fatratra ny tompon’ilay kara-panondro hita tao anaty sakaosy mainty izay nahitana basy vita gasy miisa sivy sy balana basim-borona miisa valopolo, ny marainan’ny zoma lasa teo, tao Befandriana, tokony ho teo aminn’y 02 ora sasany teo ho eo. Raha ny nambaran’ny mpitandro filaminana dia  ireo mpamily  mpanao ramassage tamin’iny lalana iny no […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>