Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Jiolahy raindahiny: tratra teo am-panaovana mariazy i Dakosy

$
0
0
Tsy misy tandroka ny ratsy! Voasambotra teo am-panaovana mariazy ny dahalo raindahiny malaza ratsy amin’ny fanafihana, izay fantatry ny maro amin’ny anarana hoe i Dakosy tany Amboasary Marotsipohy Bevoaroy, ny alakamisy teo… Ny miaramilan’ny “détachement autonome de sécurité” (Das) avy ao Amboasary no nahasambotra azy  niaraka tamin’ireo fokonolona nanampy ireo miaramila. Araka ny fanazavana voaray avy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>