![]()
Rongony 26kilao sy 300grama no tra-tehaky ny polisy misahana ny ady amin’ny fifohana zava-mahadomelina nandritra ny fankalazana ny fahaleovantena teo manodidina ny tamin’ny 5 ora hariva teny Antohomadinika. Araka ny fanazavana azo avy amin’ny mpitandro filaminana, dia tao an-tranona tovolahy iray no nahatrarana ireto rongony ireto, nandritra io andro io. Nambara ihany koa fa nivezivzey […]