![]()
Ao anatin’ny fanamarihana ny faha-70 taona iorenany ny vondrona mpamonjy voin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) amin’izao fotoana izao. Nisy ny famohaza-mandry,na « caravane » nataon’ny fiarabe mpamonjy voina nihodina ny tanàna, narahina hazakazaka ampahafantarana ny mponina fa misy mpamonjy voina miaro sy mitsinjo izy ireo isan’andro isan’ora. Nanadio tamin’ny alalan’ny rano sy ny kifafa ny faritra […]