![]()
Tsy mbola mifarana eo. Hiditra amin’ny andiany faharoa ny fitsarana ireo raharaha fanodinkodinam-bolam-panjakana sy kolikoly. Hanomboka ny volana septambra izao izany ka anisan’ny hiverina hotsaraina eny amin’ny Tendrom-pitsarana misahana ny ady amin’ny kolikoly (Pac) ireo mpandraharaha maromaro… Anisan’ny hotsaraina amin’izany amin’ny raharaha roa hafa, ny mpandraharaha Razaimamonjy Claudine. Efa nahazo sazy figadrana asa an-terivozona, mandritra […]