![]()
Tomefy ray aman-dreny manodidina ny foibem-panadinana rehetra mandray ny CEPE, omaly teto an-dRenivohitra sy ny manodidina. Mari-pahazaina voalohany manan-danja izany ho an’ny mpianatra. Nizotra tamim-pilaminana ny fanadinana CEPE, omaly manerany ny foibem-panadinana 1 888 amin’ny faritany enina. Antananarivo no manana mpiadina maro anisa indrindra, mahatratra 177 010 niparitaka tamin’ny foibe 4 389. Manana mpiadina 88 641ny faritra […]