![]()
Manaitra ny tompon’andraikitra rehetra voakasiky ny fanotofana tsy am-piheverana tany eto Antananarivo ny mpampianatra mpikaroka (Seces), sampana Antananarivo. “Dibo-drano isaky ny vanim-potoan’ny orana ny faritra iva eto amin’ny tanànan’Antananarivo ka hitombo ny tondradrano raha avela hitohy ny fanotofana”, hoy ny filohan’ny Seces, Ravelonirina Sammy Grégoire, taorian’ny fivoriambe nataony ny herinandro lasa teo Ankatso. Manahy ny […]