Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Mivangongo ny fako: ahina amin’ny pesta i Toamasina

$
0
0
“Lasa tanàna tsy misy raiamandreny eto Toamasina, raha ny fahitana ny loto etsy sy eroa”, hoy filoha, Rajoelina Andry, raha nitsidika voalohany tetoToamasina. Vokany, namory ny hery velona rehetra sy ny Fid ny tompon’andraikitra voakasika eto Toamasina. Nisy mihitsy ny asa tana-maro niarahana amin’ny ny minisitra, i Naharimamy Lucien, sy ny Fid nanadio ny lakandrano. Taorian’ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>