Manandriana : mandravarava ny dahalo miaraka amin’ny basy Kalach sy Mas 36
Lasan’ny dahalo miisa 21 nitondra basy Kalachnikov sy Mas 36 ary basim-borona, ny herinandro teo tao Sahafotsy Manandriana, Faritra Amoron’i Mania, ny omby ampolony maro. Araka ny fanazavana avy...
View ArticleDistrikan’i Tsihombe : 66.000 ireo ankizy kendrena ho vita vaksiny polio
Notanterahina tany Tsihombe, omaly, ny fanokafana ny hetsika nasionaly ho fizarana maimaimpoana ny ady amin’ny aretina lefakozatra. Tsy hifarana ny hetsika raha tsy amin’ny zoma 18 septambra izao....
View ArticleFiverenan ’ny fampianarana eny amin’ny oniversite : samy manana ny lamina ny...
Niverina, omaly alatsinainy, avokoa ny asa fampianarana sy fikarohana eny amin’ny fakiolte sy ny sekoly ambony ao anatin’ny oniversiten’Antananarivo, araka ny peta-drindrina hita isaky ny departemanta,...
View ArticleRotary club international : ankizy sahirana 9.000 mila atao vaksiny
Manambatra ny hery ny Rotary Club International ho famongorana ny aretina lefakozatra. Nanomboka omaly hatramin’ny zoma izao, manodidina ny 9.000 ny ankizy sahirana eto Antananarivo tokony hisitraka...
View ArticleInscae : nanadio faobe teny Andohatepanaka ny tanora Dio’ray
Na tanora aza, afaka mandray andraikitra avy hatrany. Noporofoin’ny tanora mpianatra ao amin’ny sekoly ambony manofana ho mpitantana Inscae izany, ny faran’ny herinandro teo. Nanao asa fanadiovana...
View ArticleAdy amin’ny kolikoly : olona iray no voatana am-ponja vonjimaika tamin’ny 2014
10 taona izao no nisian’ny birao mahaleotena natao hiadiana amin’ny kolikoly na ny Bianco. Tao anatin’izay fotoana izay dia maro be ireo tsikera nataon’ireo mpanao politika, mpandraharaha, olon-tsotra...
View ArticlePratique de l’exhumation : une sorte d’investissement pour certains
Un rituel funéraire typique des Malgaches, le « Famadihana » ou retournement des morts, bat son plein actuellement. Qualifié de dépense inutile par certains, il constitue cependant une sorte...
View ArticleOpération « Fahalemana 2015 » : des militaires suspectés de vol
Alors que l’opération de sécurisation et de pacification « Fahalemana 2015 » bat son plein, des militaires qui y participent sont suspectés de vol de bovidés. Si les faits sont avérés, cela renvoie...
View ArticleAntanifotsy : saisie de 460 litres de rhum prohibé
Le contrôle opéré par les éléments du commissariat d’Antanifotsy a porté les effets escomptés. Les policiers ont en effet procédé la semaine dernière à la saisie de 460 litres de rhum de fabrication...
View ArticleEradication de la polio : le combat est engagé à Tsihombe
Le chef-lieu du district de Tsihombe a été le théâtre de la campagne d’éradication totale de la poliomyélite à Madagascar. Quatre cas de poliovirus ont été identifiés au mois de juin dans le district...
View ArticleUrbanisation : 172 grandes villes dans le pays
Une localité comptant plus de 5000 habitants est de suite classée dans la catégorie des grandes villes. A Madagascar, on compte actuellement 172 grandes villes. Mais force est de constater que la...
View ArticleCHD-II Ampanihy-Ouest : le bloc opératoire modèle est prêt
Près de 180 millions d’ariary, telle est la valeur des équipements médicaux destinés à ouvrir le bloc opératoire du centre hospitalier de district (CHD-II) d’Ampanihy-Ouest. L’hôpital, dont les travaux...
View ArticleTsihombe : raikitra ny angaredona amin’ny Polio
Nanokatra amin’ny fomba ofisialy ny vaksiny ho an’ny zaza, hiadiana amin’ny lefakozatra (polio) ny filoha Rajaonarimampianina mivady, omaly tany Tsihombe. Nahitana trangan’aretina lefakozatra tany...
View ArticleToamasina : le LJR à l’honneur
Une coopération fructueuse entre le Lycée Jacques Rabemananjara (LJR) de Toamasina, les associations « Les amis du LJR Madagascar » et « Les amis du LJR France » permettra aux jeunes de ce lycée de...
View ArticleNangalarina tany Andasibe, tratra tany Ambatolampy : lalamby 3 taonina an’ny...
Mahagaga sy mahavariana ! Lalamby an’ny orinasa Madarail milanja efa ho 3 taonina mahery, nangalarina tany Andasibe (RN 2), kanefa tany Ambatolampy (RN 7) vao tratran’ny polisy . Ilay kamiao nitondra...
View ArticleBrickaville : taolam-paty 2 gony hitan’ny olona
Taolam-paty roa gony no hitan’ny fokonolona tao anaty kirihitra ala ao Brickaville, afakomaly. Taolan-dava miisa 68 ireto nafatratra tanaty gony ireto, saingy tsy fantatra kosa, ny fasana nakan’ny...
View ArticleTeny ananona teny
Nanamafy ny eo anivon’ny kaominina fa hirosoana ny fandaminana ao amin’ny tsenan’ny Pochard. Tsy hivoaka ny faritra kosa anefa ireo mpivarotra fa hafindra toerana ao anaty tsena ihany. Mazava ny...
View ArticleNouveau Centre américain à Madagascar : pour une meilleure compréhension de...
Le Centre américain à Madagascar a été inauguré officiellement hier lors d’une cérémonie co-présidée par le président de la République Hery Rajaonarimampianina et l’Ambassadeur des Etats-Unis, Robert...
View ArticleVol de 28 coupons de rail : trois personnes écrouées à Ambatolampy
Belle prise des éléments du commissariat de Sécurité publique d’Ambatolampy. Les policiers ont en effet mis la main sur trois personnes impliquées dans une affaire de vol de 28 coupons de rail et d’une...
View ArticleInsécurité : la tension monte dans le Sud
La population s’enfuit vers la ville de Ranohira depuis dimanche dernier. Les migrants ont témoigné que l’opération «Fahalemana 2015» a pris une proportion inquiétante. La semaine dernière, dans un...
View Article