Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Tratran’ny BC ilay lehilahy namingavinga ny filoham-pirenena

$
0
0
 Voasambotry ny polisy misahana ny heloka bevava (BC), sakelika fahefatra Anosy tany Toamasina ny tovolahy iray, 34 taona voarohirohy ho nanao resaka famingavingana ny sarin’ny filoham-pirenena Malagasy, Rajaonarimampianina tao anaty tambajotra “facebook”. Araka ny fanazavan’ny polisy, ny alakamisy 2 novambra 2017 lasa teo no nampitany tao anaty tambajotra “facebook”, ny sary miaraka amin’ny famingavingana sy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>