![]()
Olona iray naratra mafy vokatry ny fanafihan-jiolahy ny mpivarotra friperie iray ao Tanambao fahadimy Toamasina, omaly. Voaroban’ny jiolahy ny vola 10 tapitrisa Ar… Voaroban’ny andian-jiolahy nirongo fitaovam-piadiana mahery vaika ny mpivarotra friperie ao Tanambao fahadimy Toamasina, omaly antoandrobenanahary. Jiolahy miisa telo niaraka tamin’ny basy PA no indray niditra an-keriny tao amin’ity toeram-pivarotana ity. Tsy nihambahamba […]