Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Anisan’ireo maty ilay mpanao asa soa : Véronique de Bourgies

$
0
0
VERONIQUE

Anisan’ireo maty tamin’iny asa fampihorohoroana tany Paris, ny zoma teo iny, ilay mpanao asa soa, teratany frantsay, Véronique Geoffroy de Bourgies. Filoha mpanorina ny fikambanana Zazakely sambatra izy. Niasa teto nandritra ny enin-taona teo ho eo. Anisan’ny nanorina ny sekoly sy dispansera ary nampiditra rano fitsotro madio eny Vontovorona.

Nitondra anjara biriky betsaka amin’ny fanasoavana ny zanaky ny sahirana sy ny mahantra ny tenany.

Cet article Anisan’ireo maty ilay mpanao asa soa : Véronique de Bourgies est apparu en premier sur NewsMada.


Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>