Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Jirama Ambohimanambola : “Tsy misy ny delestazy na may aza ny gropy ”

$
0
0
Nisy may ny fitaovana mampandeha herinaratra “disjoncteur”  ampahany amin’ny toby mamokatra herinaratra, an’ny orinasa Aggrecko eny Ambohimanambola, omaly, tamin’ny 7 ora 15 mn maraina. Maty tao anatin’ny adiny iray ny afo, rehefa tonga teny an-toerana ny mpamonjy voina. Vokany, may ny gropy miisa 25, mamokatra 25 Mw amin’ireo gropy miisa 45. Nanambara ny tompon’andraikitra ao […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>