![]()
Tonga amin’ ny tsy azo anoharana intsony. Nanapa-kevitra ny eo anivon’ny Sendikàn’ny mpitsara (SMM), araka ny fivoriana nataon’izy ireo tany Toliary, omaly, fa hiroso amin’ny fampikatsoana ny biraon’ny fitsarana rehetra manerana ny Nosy. Efa nanao ny fialana nenina rehetra izy ireo. « Hikatona avokoa ny biraom-pitsarana rehetra manerana ny Nosy ny alakamisy 8 sy zoma […]