![]()
Natao omaly tetsy amin’ ny Lapan’ny Tanàna Analakely ny fanaovan-tsonia ara-pifandraisana teo amin’ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra sy ny Tanànan’i Wenzhou (Chine). Hisy ao anatin’izao fiaraha-miasa izao ny fifanakalozan-kevitry ny sehatra tsy miankina, eo koa ny fiaraha-miasa eo amin’ireto tanàna roa ireto. Nanatrika ny fanaovan-tsonia, omaly, ny solontenan’ny GEM (Groupement des Entreprises de Madagascar) sy ny solontenan’ny […]