![]()
Kamiao lehibe 4 miteti-bidy 715 000 dorala, fanamiana (combinaisons) miisa 100, kiraro baotymisa 1 300, fonon-tanana miisa 1 300, ary visières miia 1.300 miaraka amin’ ny fitoeram-pako 750 no azon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra tamin’ny alalan’ny tetikasa Produir (PROjet de Développement Urbain Intégré et de Résilience du Grand Antananarivo), eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Fanajariana ny tany, […]