Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Tsy nisalasala namonjy azy ny polisy: narary tampoka teo am-panaovana BEPC ilay tovolahikely

$
0
0
Ankizilahikely iray no narary tampoka nandritra ny fiatrehana ny laza adina histoire et géographie tao amin’ny CEG Anosisoa Ambohimanarina. Manoloana izany, tsy nisalasala ireo polisy nijanona eny an-toerana izay voatendry hiantoka ny fiarovana ireo ankizy mpanala fanadinana fa nandray avy hatrany ny andraikiny ka nitondra azy haingana tamin’ny fiara namonjy hopitaly. Nantsoina ihany koa ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>