Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Tao anatin’ny tapa-bolana: nahitam-bokany ny hetsika « Opération coup de poing » ao Bongolava

$
0
0
Nanomboka ny 7 ka hatramin’ny 21 septambra 2020 ny faharetan’ny « Opération coup de poing » natao tany amin’ny faritra Bongolava, notarihin’ny talem-paritra vaovao, ny commissaire de police, Rafalimanana Alain Adolis. Araka ny antontanisa voaray momba ity hetsika ity, olona efatra tratra nitondra fitaovam-piadiana tsy ara-dalàna ka ny roa, fitaovam-piadiana vita gasy raha roa kosa pistolet vita […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles