![]()
Manoloana ny tandindon-doza entin’ilay tsimokaretina Covid-19 ho an’izao tontolo izao ary tafiditra ao ny Nosy aty amin’ny ranomasina Indianina, misy ny hetsika fanohanana ny fitantanana ity tsimokaretina ity eto Madagasikara sy any Kaomoro, araka ny vaovao nampitain’ny vaomieran’ny ranomasina Indianina (COI), omaly. Nihaona mivantana amin’ny minisitry ny Raharaham-bahiny sy ny Fahasalamana malagasy sy kaomorianina ny […]