Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Ady amin’ny tsy  fanjarian-tsakafo: mitondra proteina betsaka ny vovok’angely

$
0
0
Nahazo vatsim-pikarohana avy amin’ny Partnerships for Enhanced Engagement in Research (PEER) an’ny USAID ny Dr Andrianjaka Ravelomanana, mpikaroka ao amin’ny Madagascar Biodiversity. Nanao fikarohana ho famokarana vovok’angely azo hohanina, hiadiana amin’ny tsy fahampian-tsakafo, sy ny tsy fanjariana sakafo eto Madagasikara izy. Hatao ao amin’ny Centre de la biodiversité eto Antananarivo ny fikarohana efa hatramin’ny taona […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>