![]()
Samy nanitrikitrika ny sekreteram-panjakana miadidy ny zandariamariam-pirenena (Seg), ny Jly Ravalomanana Richard, sy ny kaomandin’ny zandarimariam-pirenena, ny Jly Njatoarisoa, fa miisa 82 ny zandary naiditra am-ponja ny taona 2019 ary efa nisy sivy sahady ireo nalefa any am-ponja tao anatin’izay roa volana izay ho an’ny taona 2020. Miisa 18 kosa ireo zandary maty am-perinasa ho […]