![]()
Nitrangana haintrano tao amin’ny “pavillon” iray eo Analakely, omaly tamin’ny 11 ora. Tao amin’ny rihana voalohany no niantomboka ny afo, araka ny fanazavan’ny eo anivon’ny mpamonjy voina. Nohamafisin’izy ireo fa nitarika ny firehetan’ny trano ny fipoahana herinaratra. Fotoana fohy taorian’ny firehetana, tonga haingana teny an-toerana ny mpamonjy voina nanao ny asa famonjena. Nalaky ihany ny […]