![]()
Mitohy hatrany ny fanampian’ny Sinoa an’i Madagasikara. Omaly, natolotra tetsy 67ha indray ireo fitaovana informatika sy fahitalavitra avy amin’ny masoivoho sinoa ho an’ny minisiteran’ny Asam-panjakana sy ny Lalàna sosialy. “Tonga amin’ny ilana azy ireto fitaovana ireto”, hoy ny minisitra ary ampiasaina ao amin’ny minisitera sy any amin’ny rantsa-mangaika rehetra manerana ny Nosy. Nilaza ny minisitra […]