Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

“Herinandro maty” – Seces: nikatso tanteraka ny teny amin’ny oniversite

$
0
0
Nampihatra ny “herinandro maty” ho an’ny oniversite, nanomboka omaly, ny Seces sampana Antananarivo. Miray feo amin’izy ireo ny oniversite rehetra manerana ny Nosy. Mampikatso tanteraka ny fampianarana amin’ny anjerimanontolo ny mpampianatra. Toraka izany ny eny amin’ny foibem-pikarohana rehetra eto Antananarivo. Raha tsiahivina, henjan-droa ny tady eo amin’ny mpampianatra sy ny minisiteran’ny Fampianarana ambony. Tsy mety […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>