Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

MDLC Anosy: atrikasa fanitsiana ny rafitry ny fandriampahalemana

$
0
0
Notontosaina omaly teny amin’ny MDLC Anosy ny lanonana fanokafana ny atrikasa fanohizana ny fanitsiana ny rafitry ny fandriampahalemana, haharitra telo andro. Eo ambany fiahian’ny Praiminisitra Ntsay Christian, ity atrikasa ity ka nanendry ny minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny Jly Rakotonirina Richard, izy hisolo tena azy. Niarahan’ireo minisitera voakasiky ny fandriampahalemana sy ny vondrona afrikanina nikarakara ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>