![]()
Fantatra araka ny loharanom-baovao marim-pototra fa niova ho fandrahonana hamono an’i Armane Kamis, ilay teratany karana tompon’ny “Trans Fy” ao Ampasimazava Toamasina ny loham-piampangana an’i Haja, ilay jiolahy raindahiny amin’ny fakana an-keriny voasambotry ny zandary teny amin’ny lapan’ny Antenimieram-pirenena, ny herinandro teo. Tsy fakana an-keriny indray izany ity raharaha ity fa izao niova tampoka teny […]