![]()
Nanamafy ny fikambanan’ny mpitatitra ao anatin’ny UCTS, mpitondra fiarakaretsaka ary ireo fiara mpitatitra entana fa mitsipaka hatrany ny fijoroan’ny filankevi-pitantanan’ny trano fiantohana Mama. Mikiry ny hampiantso ny fianakaviamben’ny mpitatitra hivory any Antsirabe ireto filankevi-pitantanana ireto ato ho ato. Amin’ny mpitatitra, fotoana hanangolena ireo namany izany. Fotoana entin’ny tompon’andraikitry ny trano fiantohana Mama manadio tena sy […]