![]()
Hivoaka ho fantatry ny rehetra, anio, ny voka-panadinana bakalorea. Notanterahina omaly ny “deliberation” ka fantatra tamin’izany fa ireo nahazo ny naoty 10/20 no afa-panadinana sy hahazo ny diplaoma. Any Antsiranana, efa fantatra fa 39,73% ny taham-pahafaham-panadinana any an-toerana ho an’ny sokajy ankapobeny. Samy mbola miandrandra ny “2ème session” ireo mpiadina, indrindra ireo tsy tafiditra ao […]