![]()
Mpampianatra eo anivon’ny Fram sy Dadarabe iray no tena mikotrika ny fanafihan-jiolahy tao Ambolontarakely, distrikan’Ankazobe. Tokantrano maromaro indray lasibatr’ireto jiolahy ireto… Tsy nahomby ny herin’ny fanafody! Nidoboka vonjimaika am-ponja ny mpampianatra Fram iray sy ny mpimasy iray isan’ireto atidoha nikotrika fanafihana tao amin’ny kaominina ambanivohitr’Ambolontarakely, distrikan’Ankazobe, ny herinandro teo. Araka ny fampitam-baovao avy amin’ny zandary […]