Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

First evenementiel – Minisiteran’ny Asa: ao avy ny tolotrasa ho an’ny tanoran’i Toamasina

$
0
0
Hatao any Toamasina, ny 25 sy 26 oktobra izao, ny “Sera’b” ny asa iarahan’ny mpikarakara First evenementiel sy ny eo anivon’ny minisiteran’ny Asa. “Hetsika iray ahitana asa sy tolotrasa ho an’ny tsy anasa io. Ampahafantarina ny tanora amin’izany ny teknika fitadiavana asa, hiteraka famoronana asa. Afaka mampiroborobo ny asany koa ireo efa manana hihena tsikelikely […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>