Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Tsy fisiana toerana fampinonoana: azo itarainana eny amin’ny sampana fanaraha-maso ny asa  

$
0
0
Minisitera efatra: ny Raharaham-bahiny, ny Asam-panjakana, ny Fahasalamana ary ny Fampianarana teknika ihany aloha, hatreto, ny minisitera sakaizan’ny zaza manana toerana manokana ahafahan’ny vehivavy miasa mampinono ny zanany ao am-piasana, isan’andro. “20 ny orinasa tsy miankina nanaja ny lalàna voalazan’ny lalàn’ny asa ka nanokana efitra mifandraika amin’izay. Nisy orinasa efatra vaovao hafa niditra amin’ny ara-dalàna […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>